Iza Moa i Fethullah Gulen?

Iza Moa i Fethullah Gulen?

Teraka tany ‘Erzurum’ atsinanan’I Turquie ny taona 1941 I Fethullah Gülen, mapndinika sy manampahaizana silamo ary mpanoratra manana ny maha izy azy no sady poeta koa. Nobeazina tamin’ny fahalalana ara-pinoana izy ary ray aman-dreny ara-panahy sy manampahaizana silamo fanta-daza no nanabe azy tamin’izany.

Nianatra momba ny fototry ny fahalalana mikasika ny fizika ary ny farahamonina ankehitriny koa izy.

Tranok'alan'i Fethullah Gulen

 

Amin\\\'ny fampiasana io fomba eo ambanyio dia afaka mahazo anay ianareo.