Iza Moa i Fethullah Gulen?

Iza Moa i Fethullah Gulen?

Teraka tany 'Erzurum' atsinanan'I Turquie ny taona 1941 I Fethullah Gülen, mapndinika sy manampahaizana silamo ary mpanoratra manana ny maha izy azy no sady poeta koa. Nobeazina tamin'ny fahalalana ara-pinoana izy ary ray aman-dreny ara-panahy sy manampahaizana silamo fanta-daza no nanabe azy tamin’izany.

Nianatra momba ny fototry ny fahalalana mikasika ny fizika ary ny farahamonina ankehitriny koa izy.

Iza Moa i Fethullah Gulen?
Fethullah_Gulen.jpg Ity boky ity dia mitantara ny ny tantaram-piainan’I Gülen, ahitana ihany koa lahatsoratra voafantina, ny fahitany ‎ny fanabeazana manara-penitra sy ny ilany azy ny fanehoana azy amin’ny haino aman-jery. Tsy natao ho ‎fandokafana ny fiainany sy ny vokatr’izany teo amin’ny olona maro ity boky ity; natao hanampy amin’ny ‎fampidirana ireo olona te-hahalala misimisy kokoa ny hafatr’I Gülen izy sy izay nanatanteraka azy amin’ny ‎taona mifandimby.‎
Titre de la publication Auteur Clics
Asa eo anivon fgulen.com 302
Ny fotokevitra ijoroany fgulen.com 496
Fampidirana fgulen.com 656