Iza Moa i Fethullah Gulen?

Iza Moa i Fethullah Gulen?

Teraka tany ‘Erzurum’ atsinanan’I Turquie ny taona 1941 I Fethullah Gülen, mapndinika sy manampahaizana silamo ary mpanoratra manana ny maha izy azy no sady poeta koa. Nobeazina tamin’ny fahalalana ara-pinoana izy ary ray aman-dreny ara-panahy sy manampahaizana silamo fanta-daza no nanabe azy tamin’izany.

Nianatra momba ny fototry ny fahalalana mikasika ny fizika ary ny farahamonina ankehitriny koa izy.

Pejy fandraisana arrow Essais, Perspectives et Opinions arrow Lahatsoratra Notsongaina Tamin’ny Asan’i Gulen
Lahatsoratra Notsongaina Tamin’ny Asan’i Gulen
Lohateny ny publication Mpamorona Clics
Fomba nentina nampitha ny finona silamo amin’ny Demokrasia Fethullah Gülen 518
Eo Antokonan’ny Taona Arivo Vaovao Fethullah Gülen 500
Ny Ilana Ny Fifanakalozan-Kevitra Eo Amin’ny Samy Fivavahana Fethullah Gülen 609
Ny Famelankeloka Hoan’ny Rehetra Fethullah Gülen 480
Ny Djihad Sy Ireo Endriny Samy Hafa Fethullah Gülen 524
Tsy Mety Ho Mpampihorohoro Ny Tena Silamo Marina Fethullah Gülen 578