“Manam-pahaizana manokana momba ny fanabeazana I Fethullah Gülen. Tsy ny fanabeazana ny saina ihany fana ny fanabeazaa ny fo sy ny fanahy ihan koa. Nankasitraka manokana ny fitadiavana ny fomba rehetra hampaherezana ny olona hanangana toeram-panabeazana izy na ao Turquie na any ivelany. Ato amin’ity fizarana ity no hanehoantsika ny heviny mikasika ny fanabeazana sy ireo asa manome lanja ny fanabeazana ataon’ireo mpandraharaha Turka any ivelan’I Turquie.†|