Iza Moa i Fethullah Gulen?

Iza Moa i Fethullah Gulen?

Teraka tany 'Erzurum' atsinanan'I Turquie ny taona 1941 I Fethullah Gülen, mapndinika sy manampahaizana silamo ary mpanoratra manana ny maha izy azy no sady poeta koa. Nobeazina tamin'ny fahalalana ara-pinoana izy ary ray aman-dreny ara-panahy sy manampahaizana silamo fanta-daza no nanabe azy tamin’izany.

Nianatra momba ny fototry ny fahalalana mikasika ny fizika ary ny farahamonina ankehitriny koa izy.

M. Fethullah G
educator_Fethullah_Gulen.jpg

“Manam-pahaizana manokana momba ny fanabeazana I Fethullah Gülen. Tsy ny fanabeazana ny saina ihany fana ny fanabeazaa ny fo sy ny fanahy ihan koa. Nankasitraka manokana ny fitadiavana ny fomba rehetra hampaherezana ny olona hanangana toeram-panabeazana izy na ao Turquie na any ivelany. Ato amin’ity fizarana ity no hanehoantsika ny heviny mikasika ny fanabeazana sy ireo asa manome lanja ny fanabeazana ataon’ireo mpandraharaha Turka any ivelan’I Turquie.â€

Titre de la publication Clics
L 317
Ny Fahafahana Manao Zavatra Efa Ao Anatintsika Sy Ny Fanabeazana 305
Ny Tena Hevitra Marina Sy Ny Tena Lanja Marin 472
Ny Fianakaviana, Ny Sekoly Sy Ny Manodidina 345
Ny Sekoly Sy Ny Mpanabe 630
Sampandraharaha Mikarakara Ny Fanabeazana Manerantany 347
Manompo Ny Olombelona Noho Ny FanabeazanaManompo Ny Olombelona Noho Ny Fanabeazana 297
Ny Sekoly 306
Gulen Amin 294