Iza Moa i Fethullah Gulen?

Iza Moa i Fethullah Gulen?

Teraka tany ‘Erzurum’ atsinanan’I Turquie ny taona 1941 I Fethullah Gülen, mapndinika sy manampahaizana silamo ary mpanoratra manana ny maha izy azy no sady poeta koa. Nobeazina tamin’ny fahalalana ara-pinoana izy ary ray aman-dreny ara-panahy sy manampahaizana silamo fanta-daza no nanabe azy tamin’izany.

Nianatra momba ny fototry ny fahalalana mikasika ny fizika ary ny farahamonina ankehitriny koa izy.

Pejy fandraisana arrow Essais, Perspectives et Opinions arrow M. Fethullah Gülen Sy Ny Fanabeazana
M. Fethullah Gülen Sy Ny Fanabeazana
educator_Fethullah_Gulen.jpg

“Manam-pahaizana manokana momba ny fanabeazana I Fethullah Gülen. Tsy ny fanabeazana ny saina ihany fana ny fanabeazaa ny fo sy ny fanahy ihan koa. Nankasitraka manokana ny fitadiavana ny fomba rehetra hampaherezana ny olona hanangana toeram-panabeazana izy na ao Turquie na any ivelany. Ato amin’ity fizarana ity no hanehoantsika ny heviny mikasika ny fanabeazana sy ireo asa manome lanja ny fanabeazana ataon’ireo mpandraharaha Turka any ivelan’I Turquie.”

Lohateny ny publication Mpamorona Clics
Gulen Amin’ny Maha Mpanabe Sy Mpampianatra Ny Finoana Azy Dr. Thomas Michel 277
Ny Sekoly Fethullah Gülen 287
Manompo Ny Olombelona Noho Ny FanabeazanaManompo Ny Olombelona Noho Ny Fanabeazana Fethullah Gülen 281
Sampandraharaha Mikarakara Ny Fanabeazana Manerantany Fethullah Gülen 328
Ny Sekoly Sy Ny Mpanabe Fethullah Gülen 591
Ny Fianakaviana, Ny Sekoly Sy Ny Manodidina Fethullah Gülen 327
Ny Tena Hevitra Marina Sy Ny Tena Lanja Marin’ny Fanabeazana Fethullah Gülen 441
Ny Fahafahana Manao Zavatra Efa Ao Anatintsika Sy Ny Fanabeazana Fethullah Gülen 290
L’education Du Berceau A La Tombe Fethullah Gülen 295