Iza Moa i Fethullah Gulen?

Iza Moa i Fethullah Gulen?

Teraka tany 'Erzurum' atsinanan'I Turquie ny taona 1941 I Fethullah Gülen, mapndinika sy manampahaizana silamo ary mpanoratra manana ny maha izy azy no sady poeta koa. Nobeazina tamin'ny fahalalana ara-pinoana izy ary ray aman-dreny ara-panahy sy manampahaizana silamo fanta-daza no nanabe azy tamin’izany.

Nianatra momba ny fototry ny fahalalana mikasika ny fizika ary ny farahamonina ankehitriny koa izy.

Ny Fondamantalisma Version imprimable Suggérer par mail
Écrit par Fethullah G   
27-06-2007

Ny fondamantalisma dia midika hoe fanekena dogmatika sy finoana anjambany. Tsy mitovy amin’izany ny silamo na dia misy milaza aza fa fondamantalisma ny fihetsiketsehana Ir nianina sy Saodianina. Tsy midika izany fa mankasitraka ny fondamanatalisma ny silamo. Ny zava-misy iranianina sy saodianina dia manana ny mampiavaka azy manokana izay avy aminy sekta izay narahiny. Ny ankamaroan’ny silamo dia tsy mankasitraka azy ireo na iray aza. Tena fahadisoana lehibe ny manaiky ny silamo ho fondamantalima na ny silamo ho fondamanatalista. Izany hevitra izany dia nandalo fotsiny tamina fifangaroana afomba fihevitra. Izany no tsy maintsy hazavaina voalohany.

 
< Précédent   Suivant >